Bip...Bip...

Bip...Bip...
Quand on est esseulée, un seul bip me suffirait pour avoir le sourire !!!

Un grand merci à toutes mes amies qui se souviennet toujours de moi...

Les nostalgies sont gravées dans mes pensées.

Je ne vous oublie jamais.
# Posted on Monday, 15 October 2007 at 8:08 AM
Edited on Tuesday, 13 November 2007 at 9:09 AM

Tia mihomehy

Tia mihomehy
Tamin'izaho mbola lava volo io sary io, c t en 2006 ! Avy nanao tournage d nitsotsotra !
Fa zah oa misy fotoana na eny an-dàlana aza dia tsy mahatàna fihomehezana indraindray rehefa misy mandefa sms mampihomehy.
Tsy zany mantsy fa izahay mpinamana rehetra dia tia mampihomehy amin'ny sms rehefa tsy mihaona.

Rehefa tafahaona moa dia tena ambiance be mints...
# Posted on Friday, 12 October 2007 at 9:39 AM
Edited on Friday, 12 October 2007 at 10:07 AM

Namana

Namana
Tena mahafinaritra be ahy ny miaraka amin'ny namana na koa miaraka amin'ny fianakaviana satria mahatsiaro sambatra ery ...,
Fa rehefa sendra lasa lavitra iny no mahita ny masoandro mody, dia manembona ireo havan-tiana sy ny namana akaiky rehetra...
Fa indraindray na eo aza i Dada sy Neny, dia toa tsy mety fa dia tia telephone aho, ... Ohatran'ny tsy mety raha tsy mifandray na dia amin'ny texto kely fotsiny aza...
Mbola hoavy ny sarin'ireo namana rehetra !
# Posted on Friday, 12 October 2007 at 8:08 AM
Edited on Friday, 12 October 2007 at 9:09 AM

POEM – SONG

FITADIAVANA

Iny mizotra iny, na atoandro na maraina
Tsy mitandro hasasarana na koa mba mitaraina
Fa sarotra ny miaina ka mafimafy ny fitadiavana
Toa tsisy hantenaina na eo aza ireo havana
Toa hery lehibe sy mazana ny fitadiavana mazàna
Raha vao hita sy tazana dia manintona tsy azo hialàna

Nahoana re ny fitadiavana no mahazaka maniraka
Masoandro migaingaina, ririna izay mampalaina
Tsy maitsy mandeha ihany raha mbola te-hiaina
Tsy maitsy mandeha ihany na mazoto na malaina
Tsy kivy anefa f'izao no anjara

Nilaozana ny akany, izay nilatsahan'ny tavony
Fitadiavana io ihany no heverina ho ambony
Mandranto any lavitra any, atao veloma @ ray sy reny
Fitadiavana io ihany no manosika sy manery
Veloma any @ kaiky mandram-pihaona any @ neny
Nifindra monina tsy satry ka miala tsiny re fa voatery

Bivy
# Posted on Wednesday, 10 October 2007 at 10:54 AM

To be a light

To be a light
There are many hobbies that we can do, and places where we can visit during the weekend like:

- Grass... Our country is so beautiful... It's not so far,
- Beach is also a best place. Mmm...
- Restaurant becomes a place where we can drink, eat, and especially talk with friend or family.
- Cooking at home is so good too.

Sometimes, rest is indispensable for everybody because if we are always tired, we can't be a light ...
[ Dash a comment ] [ No comments ]
# Posted on Tuesday, 09 October 2007 at 11:04 AM
Edited on Wednesday, 10 October 2007 at 11:05 AM